Ecole Sacré Coeur Antanimena!
11 taona no nianarako tao @ ESCA (12è C - 1è L) ...
Be loatra ary tsy ho voatanisako eto daholo ny zavatra nitranga nandritra izay fotoana lava be izay...
Ny azoko ambara dia hoe, raha toy izao aho, dia misy 35% raha kely indrindra avy @ fitaizan'ny Freran'ny Fo Masin'i Jesoa teo amin'ny ESCA.
Sali daholo izay namana rehetra mety mandalo eto, na ireo tena namana akaiky na ireo mety tsy nanao afa-tsy bonjour fa rehefa ESCA, milay foana!!!
Hope you enjoy my blog!
R.I.P : Frère Morin, Frère Jean Roland, Frère Eugène.